Ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory ary mankahery hatrany ny fianakavian'ny mpanakanto FANDRAMA tamin’ny namoizana zanaka.Ny mpiara-miasa solontena dia efa tonga teny an-toerana nitondra ny teny fampiononana sy nifanotrona tamin'ny fianakaviana.