Miarahaba manokana an'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina, Rain'ny Malagasy rehetra.Miarahaba manokana an'Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian.Ary miarahaba ireo Ray rehetra amin'ny andraikitra sahaniny avy, isika Ray eo anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina, ary ny Ray rehetra manerana ny nosy.