Tohanantsika ny Barea, arahintsika mivantana amin'ny TVM ny CHAN 2024 izay andraisan'ny ekipam-pirenena Malagasy anjara.Novidian'ny fitondram-panjakana Malagasy ny zo hahafahana mijery mivantana ny CHAN 2024 mba hanarahan'ny vahoaka Malagasy rehetra manerana ny nosy ny lalaon'ny BAREA.#Alefa #Barea #MSK