Andro sisa no isaina dia handray ny fitarihana amin'ny maha Filohan'ny vondrona SADC azy Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina.Sambany teo amin'ny tantaran'i Madagasikara tao anatin'ny 20 taona naha mpikambana an'i Madagasikara izany.
Notoloran’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝙢𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖...