Ho tanterahina eny amin’ny PK0 Ambodifasina manomboka amin’ny 9h30 maraina ny Alatsinainy 18 aogositra 2025 ny lanonam-panokafana amin’ny fomba ofisialy ny ampahany voalohany amin'ny lalambe migodana izay hampitohy an'Ambodifasina sy Ambohimanga.
Alatsinainy 2 Martsa 2026