Nigadona ny Seranam-piaramanidina Iraisampirenena eto Ivato io takariva io koa ny fiaramanidina nitondra ny Filohanโny Repoblikanโi Mozambika, Andriamatoa Chapo Daniel Francisco. Maneho ny fahavononanโny Firenena malagasy handray azy ireo hatrany ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian, aminโny fitsenanana azy ireo aminโny fomba รดfisialy aty an-toerana. ๐๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐
Alatsinainy 2 Martsa 2026