"Amin'ny anaran'ny Fitondram-panjakana izay tarihan'Andriamatoa Filohampirenena Andry RAJOELINA sy ny Governemanta iray manontolo izay tarihan'Andriamatoa Praiminisitra lehiben'ny Governemanta NTSAY Christian dia mankahery ny vahoaka an'i Mananjary amin'izao voina mahazo ny tanร nan'i Mananjary izao.Tsy mipetra-potsiny ny fitondram-panjakana fa mandray andraikitra avy hatrany amin'ny alalan'ny fandefasana iraka dia ny mpikambana eo anivon'ny Governemanta izay hijery ifotony sy hifanome tanana sahady amin'ny zava-misy eny an-toerana.Mbola misy ihany koa ny fanohanana marosamihafa ho avy satria ny fitondram-panjakana dia eo anilan'ny vahoaka hatrany."Ramatoa MARA Volamiranty Donna ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐