ActualitΓ©s > VOINA MAHAZO NY TANANAN' I MANANJARY

VOINA MAHAZO NY TANANAN' I MANANJARY


"Amin'ny anaran'ny Fitondram-panjakana izay tarihan'Andriamatoa Filohampirenena Andry RAJOELINA sy ny Governemanta iray manontolo izay tarihan'Andriamatoa Praiminisitra lehiben'ny Governemanta NTSAY Christian dia mankahery ny vahoaka an'i Mananjary amin'izao voina mahazo ny tanΓ nan'i Mananjary izao.Tsy mipetra-potsiny ny fitondram-panjakana fa mandray andraikitra avy hatrany amin'ny alalan'ny fandefasana iraka dia ny mpikambana eo anivon'ny Governemanta izay hijery ifotony sy hifanome tanana sahady amin'ny zava-misy eny an-toerana.Mbola misy ihany koa ny fanohanana marosamihafa  ho avy satria ny fitondram-panjakana dia eo anilan'ny vahoaka hatrany."Ramatoa MARA Volamiranty Donna πŒπ’𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚

Publie le 16/09/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s