Actualités > NANATRIKA NY FAMPIVONDRONANA NA NY RA...

NANATRIKA NY FAMPIVONDRONANA NA NY RASSEMBLEMENT AN' IREO HERY FIAROVANA SY FILAMINANA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA

Nanatrika ny fampivondronana na ny rassemblement an'ireo Hery Fiarovana sy Filaminana ny tenako androany maraina.Nampahatsiahy azy ireo ny adidy sy andraikitra iantsorohan’ny FDS (Force de défense et de sécurité) izay hikambanan’ny Tafika ny Polisy ary ny Zandary.Nanantitra sy nanazava ny paikady hoentina manome toky ny rehetra aho amin’ny fandraisana andraikitra hiarovana ny vahoaka sy ny fananany. Ary indrindra ny hamerenana haingana ny filaminam-bahoaka na ny Rétablissement de l'Ordre Public - ROP.Namerina ny fankasitrahana ary ny fanohanana azy ireo hatrany mba ho ny tombontsoan’ny daholobe lalandava no katsahina, ho an’ny Tanindrazana.

Publie le 29/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités