Tao aorinan'ny Synoda lehibe faha 20 notanterahana ny volana aogositra lasa teo, izay nifidianana sy nanendren'ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara ireo tompon'andraikitra hitantana ny foiben'ny FJKM ato anatin'ny fe-potoam-piasana vaovao, dia nisy ny ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐๐ฆ๐๐ญ๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐จ teto amin'ny FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana vaovao.Tonga niara niombom-bavaka tamin'ireo mpino FJKM ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐๐ก๐๐ฬ๐ฅ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy Ramatoa vadiny, notronon'ireo mpiara mitantana sy ny tompon'andraikitra maro eo anivon'ny Fiangonana sy ny Firenena.Nitso-drano azy ireo ny Filoham-panjakana, ary nangataka ny Fiangonana izy hijoro sy hitsangana lalandava ho an'ny Firenena. Nangataka ihany koa izy ny amin'ny mba tsy hisalasalan'ireo Raiamandreny hanoro lalana sy hanitsy azy ireo raha sendra misy ny tsy mety. Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM