Nijery ifotony ny olan'ny mpianatra teny amin'ny ๐๐๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐๐ฆ๐๐จ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐จ๐ฅ๐ฒ๐ญ๐๐ค๐ง๐ข๐ค๐ ๐๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฏ๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐๐งโ๐๐ง๐ค๐๐ญ๐ฌ๐จ ny Kolonely RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry, mpiara-mitantana amin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, androany faha-24 Oktobra 2025.Dingana voalohany izany amin'ny fandraisana an-tanana ny zo fototra amin'ny fahazoana jiro sy rano izay notakian'ireo mpianatra. Ho an'ny eny amin'ny ๐๐๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐๐ฆ๐๐จ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐จ๐ฅ๐ฒ๐ญ๐๐ค๐ง๐ข๐ค๐ ๐๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฏ๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ manokana dia efa nanomboka androany ny fandavahana. Mpandraharaha iray nivoaka avy amin'io toeram-pampianarana io no misahana izany. ๐๐๐๐ค๐ ๐ข๐ซ๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐ข๐ ๐ก๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ค๐ ๐ซ๐๐ง๐จ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ญ๐ซ๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ง-๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐. Ny momba ny ๐๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐ ๐๐ง๐ค๐๐ญ๐ฌ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐ ๐ก๐๐๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ง๐จ๐ฌ๐ฒ kosa dia ๐๐ง๐๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐ข๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐จ๐ฅ๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐ก๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง'๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐.Ny rehetra no miaraka mitondra ny fanavaozana sy ny fampandrosoana, ka nanamafy ny Kolonely RAMPANARIVO Soloniaina Thierry amin'ny maha-zava-dehibe ny fifanampiana eo amin'ny fitondram-panjakana sy ny vahoaka. Afaka samy mandray ny andraikiny, mitondra ny fahaiza-manaony sy ny traikefany ny tsirairay, ary ho an'ireo mpianatra dia azo atomboka amin'ny fanajana ny fananana iombonana sy ny fotodrafitr'asa efa mipetraka izany.ยฉ๏ธ Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM