Nandray ireo mpitsabo sy ny fianakavian'ny iray tamin'ireo niharam-boina tamin'ny tranga niseho teny Ambohimalaza, ny teo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, rehefa nahare fa 𝐧𝐢𝐡𝐨𝐦𝐛𝐨 𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚. 𝐍𝐚𝐥𝐞𝐟𝐚 𝐯𝐨𝐧𝐣𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐨 𝐌𝐚𝐨𝐫𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐫𝐲, hanohizana ny fitsaboana azy, ary noraisin’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara an-tanana iray manontolo ny saran'ny fitsaboana.𝐈𝐬𝐚𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐈𝐌𝐌, izay manara-maso akaiky ny fitsaboana ireo tanora. Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM