Actualités > ZOMA 07 NOVAMBRA 2025 / FAHAVONONAN'...

ZOMA 07 NOVAMBRA 2025 / FAHAVONONAN' NY FIRENENA FRANTSAY HIARA-HIASA AMIN' NY FIADIDIANA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA

Tonga nitondra ny teny fiarahabana avy amin’ny Filoha Emmanuel Macron ny Filohan’ny "Commission des affaires étrangères" 'ny Antenimierampirenena frantsay, Bruno Fuchs,  androany tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha.Nanamafy ny 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲, 𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨, 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐡𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 amin’ny lafiny rehetra, na  𝐚𝐫𝐚- 𝐭𝐨𝐞-𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚, na  𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐢𝐩𝐥𝐚𝐨𝐦𝐚𝐭𝐢𝐤𝐚. Raha misy fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 dia naneho ny fahavonona amin’izany ihany koa.©️ Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

ZOMA 07 NOVAMBRA 2025 / FAHAVONONAN' NY FIRENENA FRANTSAY HIARA-HIASA AMIN' NY FIADIDIANA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA
ZOMA 07 NOVAMBRA 2025 / FAHAVONONAN' NY FIRENENA FRANTSAY HIARA-HIASA AMIN' NY FIADIDIANA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA
Publie le 10/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités