Fandraisan'Andriamatoa Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina ny ππ¨π₯π¨π§-πππ§π π¦ππ‘ππ«π’ππ«π² π§π² ππ¨π§ππ«π¨π§'π§π² π π’π«ππ§ππ§π π¦π’πππ§π² π π«ππ§ππ¬ππ² (Organisation Internationale de la Francophonie).Nitsidika ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa ihany koa ny masoivoho sady solon-tena maharitry ny vondron'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (Organisation internationale de la Francophonie) ho an'ny faritry ny Ranomasimbe indiana Traian- Laurentiu Hristea. Amin'ny π¬ππ‘πππ«π² π§π² π€π¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π, dia nifantohan'ny resaka ny fanohizana ny tetik'asa CLAC (Centre de Lecture et d'Animation Culturelle), izay natao indrindra hampanakaikezana ny πππ¦ππ€π’ππ¦-ππ¨π€π² ππ§π² π’ππ¨ππ¨π§π². Ho π¬π¨π§π’ππ―π’π§π tsy ho ela ny fanavaozana ny ππ’πππ§ππ«ππ‘ππ¦-π©π’ππ«ππ‘π-π¦π’ππ¬π momba izany, ka isan'ny hampihavaka izao fiaraha-miasa havaozina izany ny ho fampiasan'ireny CLAC ireny fitaovam-pamokarana angovo azo avaozina. Amin'ny sehatry ny π¬ππ«ππ¬ππ«π kosa indray dia naneho ny fahavononany hifanampy amin'ny minisitera hiatrika ny πππ² ππ¦π’π§'π§π² πππ¦π©π’ππ₯ππ³ππ§π π―ππ¨π―ππ¨ ππ’π¬π¨ (lutte contre la desinformation) ny vondron'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (OIF), ka tetik'asa miompana amin'ny πππ§πππππ³ππ§π π§π² π¨π₯π¨π§π π‘ππ‘ππ² π‘ππ¦π©π’ππ¬π π’π«ππ¨ ππ’πππ¨π―ππ§-ππ¬ππ«ππ¬ππ«π π¬π² π‘ππ‘ππ² π‘ππ§π£π’ππ π’π«ππ¨ ππ¨π«π¨π‘ππ² (Educations aux MΓ©dias et Γ l'Information) no hiarahan'ny roa tonta mamolavola.Ankoatra izay dia nanamafy ny fahavononany hiara-hiasa amin'ny minisitera amin'ny fanantsarana ny lalana mifehy serasera amin'ny haino aman-jery sy amin'ny famitΓ na ilay volavolan-dalΓ na hifehy ny zo hisitraka torohay eny anivon'ny sampan-draharaham-panjakana ihany koa ny masoivoho sady solon-tena maharitry ny OIF eto amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indiana.