Actualitรฉs > FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY S...

FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY

Fandraisan'Andriamatoa Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina ny ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐…๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ฒ (Organisation Internationale de la Francophonie).Nitsidika ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa ihany koa ny masoivoho sady solon-tena maharitry ny vondron'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (Organisation internationale de la Francophonie) ho an'ny faritry ny Ranomasimbe indiana Traian- Laurentiu Hristea. Amin'ny ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š, dia nifantohan'ny resaka ny fanohizana ny tetik'asa CLAC (Centre de Lecture et d'Animation Culturelle), izay natao indrindra hampanakaikezana ny ๐Ÿ๐š๐ฆ๐š๐ค๐ข๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ค๐ฒ ๐ž๐ง๐ฒ ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ. Ho ๐ฌ๐จ๐ง๐ข๐š๐ฏ๐ข๐ง๐š tsy ho ela ny fanavaozana ny ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š-๐ฆ๐ข๐š๐ฌ๐š momba izany, ka isan'ny hampihavaka izao fiaraha-miasa havaozina izany ny ho fampiasan'ireny CLAC ireny fitaovam-pamokarana angovo azo avaozina. Amin'ny sehatry ny ๐ฌ๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š kosa indray dia naneho ny fahavononany hifanampy amin'ny minisitera hiatrika ny ๐š๐๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ž๐ฅ๐ž๐ณ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐๐ข๐ฌ๐จ (lutte contre la desinformation) ny vondron'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (OIF), ka tetik'asa miompana amin'ny ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐›๐ž๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ก๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง-๐ญ๐ฌ๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐ฃ๐ข๐Ÿ๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐š๐ฒ (Educations aux Mรฉdias et ร  l'Information) no hiarahan'ny roa tonta mamolavola.Ankoatra izay dia nanamafy ny fahavononany hiara-hiasa amin'ny minisitera amin'ny fanantsarana ny lalana mifehy serasera amin'ny haino aman-jery sy amin'ny famitร na ilay volavolan-dalร na hifehy ny zo hisitraka torohay eny anivon'ny sampan-draharaham-panjakana ihany koa ny masoivoho sady solon-tena maharitry ny OIF eto amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indiana.

FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
Publie le 12/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs