Actualitรฉs > NODIMANDRY I RAZAFIMALALA LUCIE

NODIMANDRY I RAZAFIMALALA LUCIE


Nodimandry teo amin'ny faha 80 Taonany i RAZAFIMALALA Lucie. Izy ilay hita tamin'ny sary ๐•๐จ๐ฅ๐š ๐š๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ฒ ๐ณ๐š๐ญ๐จ 100Ar tamin'ny repoblika voalohany teto Madagasikara.Efa lany Miss Madagasikara izy tamin'ny 1965 izay solotenan'ny faritanin'ny Fianarantsoa tamin'izany fotoana.Ny fianakaviambenโ€™ny  Minisiteranโ€™ ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mitondra ny teny fampiononana sy teny  fankaherezana ny ankohonany sy ny fianakaviany manontoloRadio Madagasikara  RNM 99.2 MHz

NODIMANDRY I RAZAFIMALALA LUCIE
Publie le 12/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs