Actualités > IVOTORO

IVOTORO


Ry Malagasy namana, ry tanora Raha te hikarakara an-tontan-taratasim-panjakana isika. Ka tsy fantatsika hoe inona daholo ny zavatra ilaina, aiza ny toerana aleha? Dia antsoy ny Ivotoro amin'ny laharana 640 fa hanampy antsika izany.Manala ny fahasahiranantsika sady manamaivana ny fivezivezena, ary hanome torohay marina sy feno ho antsika amin'ny fikarakarana taratasim-panjakana no fahafaham-po ho anay.Fandraisana ny antso :An-davan'andro amin'ny 08 ora maraina - 12 ora atoandro02 ora tolakandro - 04 ora hariva

IVOTORO
IVOTORO
IVOTORO
Publie le 14/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités