Actualités > FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY P...

FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKAM-PANJAKANA ANKAPOBENY HO AN'NY FANAVAOZANA IFOTONY

Naroson’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta 𝑹𝑨𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑯𝒆𝒓𝒊𝒏𝒕𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂, androany 𝟭𝟵 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 tetsy amin’ny Lapan’Anosikely manoloana ny 𝗔𝗻𝘁𝗲𝗻𝗶𝗺𝗶𝗲𝗿𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 ny fandaharanasa hitantanana ny raraham-panjakana malagasy.Araka ny voalazan’ny Andininy faha 99 amin’ny Lalampanorenana tokoa dia 𝒂𝒓𝒐𝒔𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝑷𝒓𝒂𝒊𝒎𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑨𝒏𝒕𝒆𝒏𝒊𝒎𝒆𝒓𝒂 ny fandaharanasa 𝑚𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑝𝑜𝑙𝑖𝑡𝑖𝑘𝑎 𝑎𝑛𝑘𝑎𝑝𝑜𝑏𝑒𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎, ka taorian’ny teny anivon’ny Antenimerampirenena omaly, dia naroso teo anoloan’ireo Loholona tarihin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona 𝑵𝑫𝑹𝑬𝑴𝑨𝑵𝑱𝑨𝑹𝒀 𝑱𝒆𝒂𝒏 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒆́ indray izany ny andron’ny anio.Tonga nanotrona ny Praminisitra nandritra ity Fivoriambe nanolorana ny 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐓𝐈𝐊𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐏𝐎𝐁𝐄𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 (𝑃𝑟𝑜𝑔𝑟𝑎𝑚𝑚𝑒 𝑑𝑒 𝑚𝑖𝑠𝑒 𝑒𝑛 œ𝑢𝑣𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑃𝑜𝑙𝑖𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 𝐺𝑒́𝑛𝑒́𝑟𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝐸𝑡𝑎𝑡 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑙𝑎 𝑅𝑒𝑓𝑜𝑛𝑑𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛) ity ireo minisitra mpikambana eo anivon’ny Governemanta, ka isan’izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, mpitondra tenin’ny Governemanta 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂.

Publie le 20/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités