Actualités > TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MIISA DIMY...

TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MIISA DIMY NO VOATENDRY ETO ANIVON' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ARAKA NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY 19 NOVAMBRA 2025

RASOLOFOARIJAONA Miary, voatendry ho Sekretera Jeneraly.LEMANA Nalimbinjanaharin' Ainasoa Festin Elisée, voatendry ho Tale Jeneralin' ny ORTMRANDRIANIAINA Miorahasina Lorah, voatendry ho Talen' ny Telavisiona Malagasy.RASOLOARISON Harimbola Monica, voatendry ho Talen' ny Radio NasionalyRAHARIJAONA Rado, voatendry ho Talen' ny Fandrindranàna, Fanaraha-maso sy ny Tombana (DPSE)Ny fianakaviamben' ny ministera dia faly miarahaba ireo tompon' andraikitra mpiara-miasa ary mirary fahombiazana feno amin' ny andraikiny avy.Dépêche Informative Taratra MSK 

TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MIISA DIMY NO VOATENDRY ETO ANIVON' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ARAKA NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY 19 NOVAMBRA 2025
TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MIISA DIMY NO VOATENDRY ETO ANIVON' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ARAKA NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY 19 NOVAMBRA 2025
TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MIISA DIMY NO VOATENDRY ETO ANIVON' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ARAKA NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY 19 NOVAMBRA 2025
Publie le 21/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités