Notanterahina androany ๐๐๐๐ 28 ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ ny fihaonana narahina ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐ teo aminโny Minisitra ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ sy ireo ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ rehetra manerana Nosy.Tanjona aminโity fihaonana ity ny hanatsarร na hatrany ny fomba fiasa manerana ny faritra eto Madagasikara mba hanomezana fahafaham-po ny mpiray tanindrazana misitraka ny tolotra momba ny serasera sy ny kolontsaina.Fotoana ihany koa nanaovanโireo Talem-paritra ny ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ avy aminโizy ireo tsirairay avy manoloana ireo tomponโandraikitra ambony eto anivonโny minisitera notarihinโny minisitra sy ny ๐๐๐ค๐ซ๐๐ญ๐๐ซ๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ary ny ๐๐๐ฅ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐ข๐ง๐๐ญ๐ซ๐, izay nanome torimarika aminโny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ hahafahana mampandroso ny asa andrasanโny vahoaka malagasy taorianโny fitakiana fanovร na teto aminโny firenena.