Sary manodidina ny 3000 mirakitra ireo ππ¬ππ§βπ§π² π π’π«π¨ππ¬ππ‘ππ§π ππ§-ππ¬π’ππ«ππ©π¨ eto anivonβny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina no aranty manomboka anio, hatraminβny faranβny herinandro, etsy aminβny ππ«ππ§π¨ π¬ππ«π² Ambohidahy ho fanamarihana ny π¨ππ ππ π΄ππππππ-ππππ ππ ππβππ πππππππππππ ππ-ππππππππ πππ§ππ§-πππ§π£π π§π² ππ’π«π¨ππ¬ππ‘ππ§βπ§π² ππ¬π’π«ππ’π«ππ², io no lohahevitra nofidiana ho anβity hetsika azonβny besinimaro tsidihina, sy hihaonana mivantana aminβireo mpirotsaka an-tsitrapo ity.Tonga nanome voninahitra ny fanokafana ny hetsika ny Sekretera Jeneraly RASOLOFOARIJAONA Miary notronβireo mpiara-miasa eo anivonβny minisitera, izay nanipika fa manome lanja ny fandraisanβandraikitra ataonβny olom-pirenena ny eto anivonβny Minisitera ary mankahery hatrany ireo mpirotsaka an-tsitrapo sy manolotra fisaorana ireo mpiara-miombonantoka izay mifanome tanana hatrany aminβny Minisitera.