Actualitรฉs > TONGA NANOHANA NY ANKOAY NY MINISITRI...

TONGA NANOHANA NY ANKOAY NY MINISITRINY SERASERA SY NY KOLONTSAINA.

Ekipampirenena malagasy Baskety i ๐บ๐ด๐‘†๐ถ๐ด๐‘… ๐น๐‘’๐‘›๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž nandritra ny andro voalohany aminโ€™ity ๐™๐™„๐˜ผ๐˜ฟ๐™„๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™‰๐™” ๐˜ผ๐™ˆ๐˜ฝ๐™Š๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‰โ€™๐™„ ๐˜ผ๐™๐™๐™„๐™†๐˜ผ Basketball 3x3 atao eto Madagasikara ity.๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ miatrika ny AFRICA CUP 3x3 mandritra ny telo andro ny ๐Ÿ“ - ๐Ÿ• ๐๐ž๐ฌ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š 2025 etsy aminโ€™ny Lapanโ€™ny Fanatanjahantena Mahamasina.๐‘ญ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’†๐’”๐’‚ ๐’“๐’๐’‚ ๐’๐’Š๐’”๐’†๐’”๐’š no azonโ€™ny Ekipampirenena malagasy sokajy ๐‘บ๐’†๐’๐’Š๐’๐’“ ๐‘ฝ๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š taminโ€™ireo ๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐จ ๐ซ๐จ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ nataony , ka nandresy anโ€™i Egypta taminโ€™ny isa 19 sy 17 i Madagasikara taminโ€™ny lalao voalohany , ary mbola nandresy anโ€™i Ouganda taminโ€™ny isa 18 noho 15 ihany koa ny Ankoay taminโ€™ny lalao faharoa. Tontosa omaly zoma 5 desambra ny lanonana fanokafana aminโ€™ny fomba ofisialy ity ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐š๐ญ๐ฒ ๐€๐Ÿ๐ซ๐ข๐ค๐š aminโ€™ny taranja ๐›๐š๐ฌ๐ค๐ž๐ญ ๐Ÿ‘๐ฑ๐Ÿ‘ ity, ka tonga nanokatra ity ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ity aminโ€™ny anaranโ€™ny Fitondram-panjakana malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ๐‘…๐ด๐‘†๐ด๐‘€๐ต๐ด๐‘๐‘Œ ๐ด๐‘™๐‘Ž๐‘–๐‘› ๐ท๐‘’ฬ๐‘ ๐‘–๐‘Ÿ๐‘’ฬ notroninโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny Sekretera Jeneraly lefitra eo anivonโ€™ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ๐‘…๐ด๐‘๐ท๐‘…๐ผ๐ด๐‘€๐ผ๐ด๐ฟ๐ผ๐‘†๐‘‚๐‘ ๐‘Œ๐‘ฃ๐‘œ๐‘›, ary ireo Solombavambahoaka vitsivitsy.Tonga eto Madagasikara manatrika ity lalao fifaninana Fiadiana ny Amboaranโ€™i Afrika ity ny Filohanโ€™ny FIBA Afrika ๐ด๐‘›๐‘–๐‘๐‘Ž๐‘™ ๐ด๐‘ข๐‘Ÿ๐‘’๐‘™๐‘–๐‘œ ๐‘€๐ด๐‘๐ด๐‘‰๐ธ ( Federasiona iraisam-pirenena ), niaraka taminโ€™ny Filoha lefitra maneran-tany aminโ€™ny taranja Baskety 3x3 sady Filohanโ€™ny 3x3 eto Afrika ๐ด๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ ๐‘’ ๐‘‡๐ด๐‘†๐ป๐‘‚๐ต๐‘Œ๐ด, ary indrindra ny Federasiona Baskety malagasy tarihinโ€™ny Filohany ๐‘…๐ด๐‘€๐ด๐‘…๐‘‚๐‘†๐‘‚๐‘ ๐ฝ๐‘’๐‘Ž๐‘› ๐‘€๐‘–๐‘โ„Ž๐‘’๐‘™, izay mpikarakara ity lalao iraisam-pirenena ity.

Publie le 08/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs