Manatanteraka fitsidihana ofisialy ao Toamasina ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, hotroninโny Tale Jeneralinโny Serasera ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Fandaharam-potoana maro no tanterahany mandritra ity fidinana ifotony maharitra roa andro ity ka ankoatry ny fanatsarร na ny asa aminโny tontolonโny Serasera, dia anisanโny lehibe aminโity dia ity ny fitokanana ny ๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ซ๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ Ampasimazava, taorianโny fahavitan'ny asa fanavaozana. Hisy koa ny fihaonana amin'ireo mpiasan'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ary fitsidihana ireo fotodrafitrasa maro eto Toamasina.