Tonga nitsidika ireo mpiara-miasa eo anivon'ny ๐ ๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐๐ฏ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐ny Minisitra ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ sy ireo mpiara-miasa aminy.Ankoatra ny dinika fanavaozana ny asa, sy ny tombana momba ny fitaovana enti-miasa dia nisy ny fanolorana fampitaovana ho an'ny haino aman-jerim-pirenena TVM sy RNM ao an-toerana. Tanjona ny hanatsarana hatrany ny tolotra sitrahin'ny vahoaka eo amin'ny lafiny ๐จ๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐๐ข-๐๐๐ค๐ซ๐๐ค.Isany fitaovana natolotra nandritra izao fidinana ifotony teo anivon'ny Fitaleavam-paritra izao ny :"๐๐๐๐๐ ๐ ๐ก๐ข๐๐๐" miampy "๐๐๐ก๐๐๐๐, miisa 2", "๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ 4 ๐๐๐ ๐ก๐๐ iray", "๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐ข๐ ๐๐ ๐๐ข๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ก iray" sy "๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐ iray", ary "๐๐๐๐ข๐๐๐ข๐ 850 ๐๐ด iray", miampy "๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ iray".๐ต๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐isitraka ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ raha ny nambaran'ny minisitra hatrany.