Nampiantso sy nitarika ๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ซ๐๐ง๐ฃ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐ maika taminโny alalanโny fivoriana ampitain-davitra ny ๐๐ณ๐ข๐ช๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฆ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ฆ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ท๐ฆ๐ณ๐ฏ๐ฆ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ต๐ข ๐น๐จ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ฌ๐ณ๐ถ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ androany 11 febroary 2026 niaraka taminโireo ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข izay mandray andraikitra aminโireo asa eto an-drenivohitra ka isanโizany ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ izay sady ๐๐ฑ๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ท๐ฆ๐ณ๐ฏ๐ฆ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ต๐ข.Ankoatra ireo ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข maromaro mamita iraka any aminโny faritra Atsinanana miaraka aminโny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ต๐ ๐ฒ๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐๐ฬ๐ dia miatrika ity ๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ซ๐๐ง๐ฃ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐ maika tanterahina eny aminโny ๐๐๐ฉ๐๐งโ๐ข ๐๐๐ก๐๐ณ๐จ๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ity ireo ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข hafa rehetra ka teboka lehibe dinihina aminโizany ny ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ireo asa maika sy fanetsehana ireo sampandraharaha rehetra voakasika sy ireo mpiara-miombona antoka iraisampirenena mba haneho firaisankina aminโi Madagasikara aminโizao vanim-potoana sarotra lalovanโi Madagasikara izao. Eo koa ny fanombanana ireo takaitra vokatry ny ๐ง๐๐ซ๐ค๐๐ค๐ฏ๐ ๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐ sy ny fandaminana ny fandefasana ireo fanampiana maika ilainโny vahoaka, ary ny fiantsoana ny firaisankinanโny olompirenena hifanome tanana aminโny mpiray tanindrazana.