ActualitΓ©s > NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASE...

NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY

Noraisin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna sy ireo fianakaviana Ampanjaka sy olobe ary ny komity momba ny fampodiana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera ny Filoha frantsay π‘¬π’Žπ’Žπ’‚π’π’–π’†π’ 𝑴𝒂𝒄𝒓𝒐𝒏 nandritra ny fitsidihana ny Rovan'i Madagasikara. Nosoniavina nandritra ity fitsidihana ity ny fampiharana ilay fifanaraham-piaraha-miasa amin'ny tontolon'ny mozea nataon’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Malagasy sy ny Minisitry ny Kolontsaina Frantsay, Ramatoa RACHIDA Dati tany Paris ny 3 oktobra 2024.Izany dia mifantoka amin'ny fampiofanana momba ny fitantanana mozea, ny fikajiana ny harem-bakoka sy ny toerana miavaka.

NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
Publie le 28/04/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s