Actualités > TSY MIANDRY ELA FA EFA MIZOTRA TANTER...

TSY MIANDRY ELA FA EFA MIZOTRA TANTERAKA NY ASA FANAMBOARANA NY LALAM-PIRENENA FAHA 7 , RN7

Nandritra ny Filankevitry ny Minisitra izay natao tany Fianarantsoa, dia noresahina ny lalana rehetra indrindra fa ny RN7 dia ao anatin'ny fanamboarana tanteraka ny teknisiana. Hatrizay mbola tsy nisy fanamboarana goavana toy izao ny RN7, hoy ny Filoha Andry Rajoelina. “Hamboarintsika mba hatao misosa, tsara, hatao goudron iray manontolo ireo lavadavaka sy izay simba rehetra,” hoy izy sady nanamafy, niantso ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny mba hanatontosa ny asa ara-potoana sy azo tanterahana.Ny fanavaozana tanteraka ny RN7 dia zava-dehibe ho an'ny fampandrosoana ny firenena , manome lanja ny fivezivezena, mampiroborobo ny toe-karena ary manatsara ny fari-piainana ho an’ny mponina eny an-toerana sy ny mpandeha lavitra. Ny toromarika lehibe nomen’ny Filoha Andry Rajoelina tao Fianarantsoa dia mampiseho ny finiavany hitondra fiainana tsaratsara kokoa ho an’ny Malagasy rehetra ary midika fa akaiky ny vahoaka ny fitondram-panjakana izay tarihiny.

Publie le 08/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités