Actualités > HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA...

HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA

Nitsidika avy hatrany ny toeram-pitsaboana manakaiky vahoaka izy ireo. Olona miisa 203 ao amin'ny Fokontany Vonikazo no nikarakarana sakafo mafana. Ireo mbola ao anaty fitsaboana sy marefo ara-pahasalamana kosa dia nomena fehezan-karona manokana ary nojerana ihany koa ny toerana fandrindrana ireo asa iarahan'ny mpiara-miombonantoka rehetra. Ho fanajana ny fomban-tany dia natao ny fifampiresahana tamin'ireo Ray aman-dReny ara-drazana Anakandria sy Mpanjaka tao amin'ny Lapa Vonikazo. Mitohy mandritry ny fotoana maharitra ny fandraisana an-tanana ireo mponina aty an-toerana.

HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
HO FANAMAFISANA IREO EZAKA NATOMBOKA DIA TONGA AO IKONGO IREO SOLONTENAN'NY GOVERNEMANTA
Publie le 11/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités