Actualitรฉs > FIHAONANA AN-TAMPONY FAHA 45 AN'IREO...

FIHAONANA AN-TAMPONY FAHA 45 AN'IREO FILOHAM-PANJAKANA SY LEHIBEN' NY GOVERNEMANTA EO ANIVON' NY SADC


Ao anatin'ireo hetsika mandrafitra ny fihaonana an-tampony faha 45 an'ireo Filoham-panjakana sy Lehiben'ny Governemanta eo anivon'ny ๐’๐€๐ƒ๐‚ dia ho dinihina mandritry ny famelabelaran-kevitra ny maha-zava-dehibe ny fiaraha-miasa rezionaly mba hanafainganana ny fampiasana angovo azo avaozina sy ny fanovana ny rafi-pambolena amin'ireo firenena mpikambana ao amin'ny ๐’๐€๐ƒ๐‚. Hetsika hatao ao amin'ny Grand Amphi FAC EGS ny Alakamisy 14 Aogositra 2025 manomboka amin'ny  08 ora maraina. Arahinao mivantana amin'ny TVM  sy amin'ny tambazotran-tserasera sosialy.

Publie le 08/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs