Tonga eto amintsika ihany koa, Andriamatoa Duma Gideon Boko, Filohanโny Repoblikanโi Botswana aminโizao fotoana izao, manamafy ny fifamatorana eo aminy sy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara, sy eo amin'ny Firenena roa tonta ihany koa. Tamim-panajana no nandraisainโny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian azy tety an-toerana. ๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ