Actualités > TANTERAHINA AO AMIN' NY KIANJA BAREA...

TANTERAHINA AO AMIN' NY KIANJA BAREA MAHAMASINA NY HETSIKA " RENTREE MIFAMPITSINJO" NY 30 AOGOSITRA HATRAMIN' NY 01 SEPTAMBRA 2025


Hetsika hahafahana misitraka fihenam-bidy goavana 50% amin’ny fitaovam-pianarana rehetra ho an’ny mpianatra manomboka amin’ny garabola hatramin’ny kilasy famaranana. Hisitraka izany ihany koa ireo faritra manerana ny Nosy. Natao izao mba ho fanomezan-tanana ny ray aman-dreny hiatrehana izao fidiran’ny mpianatra taona 2025-2026 izao.

Publie le 01/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités