FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
Β« πππ«π¨ππ’ππ² π§π² ππ’π€π¨ Β»Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane MΓ©dicale, πππ«π¨ππ’ππ² π§π² ππ’π€π¨", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.Hetsika sosialy maimaimpoana ny "Caravane MΓ©dicale, Sarobidy ny Aiko", andiany faha-33 ity. Handalo ny faritra Vakinankaratra sy Menabe izany ary hanomboka anio Alatsinainy 15 septambra 2025.
Publie le 16/09/2025
Par 451512
Categorie: ActualitΓ©s
ππππ: ππππππππ ππ...
ππππ : ππππππππ π...
ππππ : πππππ πππ...
ππππ : ππππππππ π...
ππππ : ππππππππππ...
ππππ : π
πππππππππ...
ππππ : πππππ πππ...