Actualités > FANAMBARANA OFISIALY

FANAMBARANA OFISIALY


Ny Minisiteran’ny Haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra dia manamafy fa VAOVAO DISO ny filazana fa hisy fahatapahan’ny aterineto anio amin’ny 2:00 tolakandro.Mangataka izahay mba hanamarina loharano ofisialy foana alohan’ny hinoana vaovao miparitaka.Manentana ny rehetra hihazonana ny fahatoniana sy filaminana ary hanaja ny fananan’olon-tsotra sy ny iombonana.

Publie le 29/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités