Actualités > FARITRA ATSIMO ATSINANANA MAMPIJORO...

FARITRA ATSIMO ATSINANANA MAMPIJORO FIANAKAVIANA MIISA 11991 NY TETIKASA ZARA MIRA AO MIDONGY SY BEFOTAKA ATSIMO

©️ Ministère de la Population et des Solidarités de Madagascar Tokantrano miisa 11 991 ao amin'ny Distrika MIDONGY ATSIMO sy BEFOTAKA ATSIMO no mahazo tohana avy amin'ny Tetikasa ZARA MIRA. Tokantrano misy zaza sy olona manana fahasembanana ary vehivavy bevoka no misitraka izany ho fandraisan'ny fanjakana anjara amin'ny fampivoarana ny fiainan'izy ireo.Amafisina hatrany ny fanentanana mahakasika ny ady atao amin’ny herisetra, fanaovana kopia ho an'ny zaza, fitantanana ara-bola, fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ary fampianarana ireo ankizy.#MPS #UNICEF #UE #SAF_FJKM

FARITRA ATSIMO ATSINANANA  MAMPIJORO FIANAKAVIANA MIISA 11991 NY TETIKASA ZARA MIRA AO MIDONGY SY BEFOTAKA ATSIMO
FARITRA ATSIMO ATSINANANA  MAMPIJORO FIANAKAVIANA MIISA 11991 NY TETIKASA ZARA MIRA AO MIDONGY SY BEFOTAKA ATSIMO
FARITRA ATSIMO ATSINANANA  MAMPIJORO FIANAKAVIANA MIISA 11991 NY TETIKASA ZARA MIRA AO MIDONGY SY BEFOTAKA ATSIMO
Publie le 10/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités