Feno ๐ญ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ katroka ny ๐ฉ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ง๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ izay ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ mitahiry io karazam-biby sy zava-maniry mampiavaka anโi Madagasikara, ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ireo rakitry ny ela, ary koa ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ momba ny harena voajanahary.Ato anatinโny fotoananโny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ izao dia misy ny tetikโasa avy aminโny Fitondram-panjakana ankehitriny mba hanatsarร na ity toerana mahasarika mpitsidika teratany malagasy maro sy ny vahiny ity mba hanarenana azy, ka tonga nanatanteraka ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธโ๐ฎ๐๐ฎ ny ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ง๐๐ง๐ ireo minisitera voakasiky ny fanarenana ny toerana, nahitana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-Tsiansa, Ny Minisitry ny Fizahantany sy ny Asatanana, ary Ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy.Manana anjara andraikitra lehibe aminโity toerana mirakitra ny tantaranโi Madagasikara ity ihany koa ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina - MSK aminโny alalanโireo ๐๐๐๐๐ผ mitahiry ireo ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ eto Madagasikara toy ny singa, ๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐-๐๐๐๐, karazam-biby sy zava-maniry ary harena voajanahary mampiavaka ireo faritra manerana ny Nosy.Hitondra ny anjara-biriky lehibe ato anatinโity asa fanavaozana ny ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ง๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ ity ny minisitera aminโny maha mpikambana ao aminโny ๐ธ๐ผ๐บ๐ถ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ azy araka ny nambaranโ i ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐ซ๐ฒ, ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐ MSK izay tonga nanatrika ity fidinana ifotony natao ny 24 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025 ity.Sary Ministรจre de l'Environnement et du Dรฉveloppement Durable