Actualitรฉs > FIARAHA-MIORY

FIARAHA-MIORY


Tonga naneho fiaraha-miory, niondrika manoloana ny vata-mangatsiaka, sy nidodododo nankahery ny ankohonana sy ny fianakavianโ€™ny ๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ RAZAFIMANANTANY Faniry, ๐‘ด๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’ˆ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š, ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’•๐’๐’๐’๐’๐’‚, teny aminโ€™ny trano fonenany Ambohimangakely ny fianakaviambenโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina notarihinโ€™ny Minisitra ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚.Nandritra ny fotoana ela no niara-nisehatra taminโ€™ny asa fanaovan-gazety rahateo ny Minisitra sy i Faniry, ary nohamafisinโ€™ny fiarahana nitolona teny an-kianja, na teo aminโ€™ny fitakiana ny fahalalahana maneho hevitra na koa teo aminโ€™ny tolona ho anโ€™ny firenena.Mandria am-piadanana ๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ Faniry.

FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
FIARAHA-MIORY
Publie le 29/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs