Actualités > URGENT

URGENT


Filazana loko mena loza mitatao:Analanjirofo; Atsinanana Efa mihatra amin’ny toerana naharay azy ny lozaToniana ny sainaMipetraka amin’ny toerana azo antokaTsy mivoaka ny trano intsonyTapahana ny herinaratra, hamafisina ny hidin’ny varavarana, ny fantsin-drano ary ny fizaran-jiroMitandrina amin’ny mety ho fahatonian’ny andro tampoka fa hiverina hiharatsy izany avy eoManaraka tsy tapaka ny vaovao momba ny rivodoza.Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo. Entanina ny rehetra mba haraka ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.BNGRC

Publie le 12/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités