ActualitΓ©s > URGENT

URGENT


𝙇𝙀𝙯𝙖 𝙒𝙖𝙣𝙖𝙒𝙗𝙖𝙣𝙖 π™’π™žπ™‘π™€π™ π™€ 𝙒𝙖𝙫𝙀 :Ambatosoa, Alaotra Mangoro,Analamanga, Bongolava Itasy ;Vakinankaratra;Melaky ;Menabe ;Antalaha ;Andapa ;Mandritsara , Befandriana Avaratra .Filazana miloko mavo/loza manambana 1 na 2 andro alohan’ny fahatongavan’ny rivodoza.Akarina an-tanety ny lakana sy ny bakaManomana tahirin-tsakafo maharitra andro vitsivitsyManangona vatoaratra sy labozia na jiro fanao am-paosyAfindra amin'ny toerana azo antoka ny biby fiompy (akoho,gisa,saka,alika...)Manara-maso ny zaza sy ny tanoraVokisana ny vatoaratraMifampilaza ny isan-tokantrano amin'ny fandaharam-potoana rehetraMamonjy toerana efa voaomana raha tsy azo antoka ny fonenana (EPP, CEG, LycΓ©e, Fiangonana)Manaraka tsy tapaka ny fivoaran’ny andro ratsyMifampizara vaovao, indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefoEntanina ny rehetra mba hanaraka ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.BNGRC

Publie le 12/02/2026 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s