Actualitรฉs > ANTSO AVO IRAISAM-PIRENENA HO FANAREN...

ANTSO AVO IRAISAM-PIRENENA HO FANARENANA NY FAHASIMBANA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI

๐‘ณ๐’‚๐’‘๐’‚๐’โ€™๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’[๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚-14 ๐‘ญ๐’†๐’ƒ๐’“๐’๐’‚๐’“๐’š 2026]Taorianโ€™ny fahavoazana goavana nateraky ny fandalovanโ€™ny rivodoza Gezani tany aminโ€™ny Faritra Atsinanana sy ireo faritra maro hafa, dia nanao antso avo iraisampirenena ny Fitondram-panjakana Malagasy ho fanohanana maika ny asa fanarenana sy fanampiana ireo mponina traboina. Namaly izany antso izany ireo mpiara-miombonโ€™antoka ara-teknika sy ara-bola, nandritra ny fihaonana รดfisialy notarihan'ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, notanterahina tetsy aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Raharaham-bahiny, Anosy, androany. Nanotrona izany ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta sy ireo solontena diplaomatika ary ny fikambanana iraisampirenena.Nandritra ny fivoriana, nanasongadina mazava ny Praiminisitra fa goavana ny fahasimbana ary tsy mbola ampy ny loharanom-bola sy ny fitaovana eo am-pelatananโ€™ny Fanjakana, hananganana ireo fotodrafitrasa rava sy hanohanana ny mponina very fananana. Nambarany tamin'izany fa ny fanarenana haingana sy mahomby no adidy voalohany,  ary tsy maintsy miorina aminโ€™ny firaisankina sy ny fiaraha-mientana aminโ€™ny mpiara-miombonโ€™antoka iraisampirenena izany. Porofonโ€™ny fiarahana mijoro aminโ€™i Madagasikara ny fanohanana asehonโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka aminโ€™izao fotoan-tsarotra izao, hoy izy.Nanome toky ny Praiminisitra fa hotantanina ao anatin'ny fangaraharana sy fahitsiana tanteraka ny fanampiana rehetra azo, ary tsy hisy ny fandeferana aminโ€™izay manana eritreritra hanodina na hampiasa tsy araka ny tokony ho izy ny fanampiana natokana ho anโ€™ny vahoaka. Marefo ny firenena amin'izao fotoana izao hoy izy, saingy vonona hanangana fotodrafitrasa maharitra sy hanavao ny toetsaina. Araka izany dia miantso ny rehetra hatrany ny tenany, haneho firaisankina sy samy handray andraikitra.๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ

Publie le 17/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs