Afaka iray volana dia handray ny Fihaonana an-tampon'ireo Filoham-panjakana sy Lehiben'ny Governemanta mpikambana ao amin'ny SADC eto Antananarivo isika. Mandritra izany no handraisan'Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara ny fitantanana ny SADC.Ity andiany faha 45-n'ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-panjakana sy Lehiben'ny Governemanta ity dia hifantoka amin'ny loha-hevitra hoe : "Ny Fampiroboroboana ny Indostria, sy ny fanavaozana ny rafi-pambolena, ary ny fitsimbadihana amin'ny fampiasana ny angovo azo havaozina no ho hery fanoitry ny SADC matanjaka".Mandritra izany fivoriana izany dia hiara-hamaritra vaha-olana azo tsapain-tanana sy mivaingana ho an'ireo firenena 16 mpikambana ireo Filoham-panjakana sy Lehiben'ny Governemanta mpandray anjara.Araho tsy tapaka amin'ny pejy ny fanomanana sy ireo fanambarana lehibe ary ireo fotoan-dehiben'izany fivoriana izany. #SADC2025 #SADCMadagascar #AntananarivoSADC----J-29 avant le Sommet de la SADC ร Antananarivo ! ๐ฒ๐ฌDans un mois tout juste, Madagascar aura l'immense honneur d'accueillir le Sommet des Chefs d'รtat et de Gouvernement de la Communautรฉ de Dรฉveloppement de l'Afrique Australe (SADC) dans sa capitale, Antananarivo ! Il marquera รฉgalement la prise de fonction de Son Excellence Monsieur Andry RAJOELINA, Prรฉsident de la Rรฉpublique de Madagascar, ร la prรฉsidence de la SADC, coรฏncidant avec les 20 ans d'adhรฉsion de Madagascar ร l'organisation.Le thรจme de cette รฉdition est d'une importance capitale pour l'avenir de notre rรฉgion : "๐๐ง๐ค๐ข๐ค๐ช๐ซ๐ค๐๐ง ๐ก'๐๐ฃ๐๐ช๐จ๐ฉ๐ง๐๐๐ก๐๐จ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ, ๐ก๐ ๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐จ๐๐ค๐ง๐ข๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ช ๐จ๐ฎ๐จ๐ฉ๐ฬ๐ข๐ ๐๐๐ง๐๐๐ค๐ก๐ ๐๐ฉ ๐ก๐ ๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐จ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐ฬ๐ฃ๐๐ง๐๐ฬ๐ฉ๐๐ฆ๐ช๐ ๐ฅ๐ค๐ช๐ง ๐ช๐ฃ๐ ๐๐ผ๐ฟ๐พ ๐ง๐ฬ๐จ๐๐ก๐๐๐ฃ๐ฉ๐." Ce sommet sera l'occasion de discussions stratรฉgiques et de prises de dรฉcisions essentielles pour renforcer notre dรฉveloppement รฉconomique, notre sรฉcuritรฉ alimentaire et notre autonomie รฉnergรฉtique face aux dรฉfis mondiaux.Les leaders de la SADC se rรฉuniront pour forger des solutions concrรจtes et poser les bases d'une Afrique australe plus forte et plus durable. C'est une opportunitรฉ unique de mettre en lumiรจre la vision et le rรดle de Madagascar dans cet effort collectif.Restez connectรฉs pour suivre les prรฉparatifs, les annonces clรฉs et les moments forts de cet รฉvรฉnement historique !#SADC2025 #SADCMadagascar #AntananarivoSADC
Alatsinainy 2 Martsa 2026