Manombokaanio 01 Aogositra 2025, dia mihatra ny ππ’π‘ππ§ππ§'π§π² π―π’ππ’π§-ππ¬π¨π₯π’π€π eny amin'ny toby fitinjarana solika manerana ny Nosy.Vaovao lehibe sy tena mahafaly ho an'ny mpanjifa rehetra izany, indrindra fa ireo mpampiasa fiara sy ny mpitatitra.Ireto avy ireo vidiny vaovao manomboka anio :Lasantsy (Supercarburant) : 5.120 Ariary isaky ny litatra (fihenana 200 Ariary)Gazoala (Gasoil) : 4.700 Ariary isaky ny litatra (fihenana 200 Ariary)Solika fandrehitra (PΓ©trole lampant) : 3.210 Ariary isaky ny litatra (fihenana 170 Ariary)