Actualités > ARAKA NY RAFITRA MIPETRAKA EO ANIVON'...

ARAKA NY RAFITRA MIPETRAKA EO ANIVON' NY SADC, NY FIRENENA MANDRAY NY FITARIHANA ITY FIVONDRONAM-BE ITY NO MITARIKA IREO KAOMITY REHETRA AO AMINY


Araka ny rafitra mipetraka eo anivon’ny SADC, dia ny firenena mandray ny Fitarihana ity fivondronam-be ity no mitarika ireo kaomity rehetra ao aminy. Koa ho an’ny Komitin’ny Fitantanam-bola, izay manatenteraka ny fivoriana anio 08 Aogositra, dia ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Andriamatoa 𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗢𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 no hitarika sy handrindra izany mandritran’ny herintaona.#SADC2025#SADCMadagascar#AntananarivoSADC

Publie le 08/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités