Mampandroso ny Mpanjakanโi Eswatini, Mswati III ihany koa i Madagasikara, satria hanatrika ny fihaonana an-tampon'ny SADC manomboka rahampitso ny tenany. Nandray azy teto Ivato ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian izao alina izao.๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ