ActualitΓ©s > YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' N...

YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9

π‘³π™–π’‘π™–π’β€™π’Š π‘΄π™–π’‰π™–π’›π™€π’‚π™§π’Šπ™«π’[𝙁𝒂𝙝𝒂-20 π™–π’π™œπ’π™¨π’Šπ™©π’“π™– 2025]Nisokatra tamin’ny fomba Γ΄fisialy teto Yokohama, Japana androany, ny TICAD-9. Fihaonambe iraisampirenena ahitana ny fandraisan’anjaran’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta, ary solontena ambony avy amin’ireo firenena Afrikana sy Japoney. Kendrena amin’izany ny hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Afrika sy i Japana, ho an’ny fampandrosoana ny roa tonta.Mandray anjara mavitrika amin’ny TICAD-9 i Madagasikara, amin'ny alalan'ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta Ntsay Christian sy ny delegasiaona izay tarihiny. Zava-dehibe ho an’ny firenentsika ny fahafahana mampita ny vina sy tetikasa tafiditra ao anatin’ny laharampahameham-pirenena apetraky ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina, mba ahafahana manatanteraka azy ireo miaraka amin’ny mpiara-miombon'antoka sy ny orinasa tsy miankina, ho an’ny fandrosoana mah

YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
Publie le 20/08/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s