Actualités > FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA V...

FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA

Anisan'ny notokanan'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina tao Morondava ny kianja manara-penitra vaovao izay afaka mandray olona hatramin'ny 4 000 isa. Tsy toerana ho an’ny fanatanjahantena ihany izy io, fa toeram-panofanana sy fanabeazana satria ankoatra ny kianja dia manana toeram-pisoloana akanjo, efitra fanazaran-tena, toerana fialan-tsasatra ary sehatra fandraisana ny mpilalao.

FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA VAOVAO TAO MORONDAVA
Publie le 08/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités