Hanohana ny ekipam-pirenentsika isika androany. Madagasikara hifanandrina amin'ny Comores. Hivantana amin'ny TVM, amin'ny 07 ora hariva. Alefa Barea !!!
Ny talata 03 Martsa 2026 tao amin' ny Lapam-panjakana Iavoloha