Tompon’andraikitra ambony maromaro eo anivon’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 no nandray ny asany androany 10 Desambra taorian’ny nahavotendry azy ireo nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra ny 08 Desambra 2025 teo.Tontosa androany tetsy amin’ny Biraon’ny Minisitera Anosy ny famindram-pahefàna ho an’ireo Tompon’andraikitra miisa enina, dia :𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐣𝐞𝐯𝐚, voatendry ho Tale misahana ny raharaha informatika -𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒𝑠 Systèmes 𝑑’𝐼𝑛𝑓𝑜𝑟𝑚𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛, nandimby ny Tale teo aloha LAINGONIAINA Rheeda Syndy, 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐓𝐒𝐈𝐓𝐎𝐇𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐞𝐧𝐢𝐧𝐤𝐚𝐣𝐚 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 , voatendry ho Tale misahana ny fiaraha-miasa eo anivon’ny ORTM -𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑢 𝑃𝑎𝑟𝑡𝑒𝑛𝑎𝑟𝑖𝑎𝑡 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 Coop"rartion auprès 𝑑𝑒 𝑙’𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑅𝑎𝑑𝑖𝑜 𝑒𝑡 Télévision 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑞𝑢𝑒𝑠 𝑑𝑒 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑐𝑎𝑟 , nandimby ny Tale teo aloha RAKOTOJAONA Ramy.𝐑𝐀𝐃𝐀𝐅𝐈𝐀𝐑𝐈𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐝𝐢𝐦𝐛𝐢𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐃𝐞𝐫𝐢𝐜 , voatendry ho Talen’ny IVOTORO-𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑢 𝐶𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒 𝐼𝑣𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑇𝑂𝑅𝑂ℎ𝑎𝑦 𝐼𝑉𝑂𝑇𝑂𝑅𝑂, nandimby ny Tale teo aloha RAFANOMEZANTSOA Toaviniaina Hans Christophère𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐢𝐡𝐚𝐫𝐢𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐇𝐚𝐣𝐚, voatendry ho Talen’ny Talen’ny Ofisy Malagasy n’ny Zon’ny Mpamorona-𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙’𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑑𝑢 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 𝑑’𝐴𝑢𝑡𝑒𝑢𝑟 OMDA , nandimby ny Tale teo aloha RARIVOJAONA Joelinirina Nomenasoa. MIRADOSON Aimé 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐜𝐢𝐬, voatendry ho Mpandrindra ny tosika ho an’ireo mpamorona-𝐶𝑜𝑜𝑟𝑑𝑜𝑛𝑛𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑒𝑙𝑙𝑢𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝐶𝑜𝑜𝑟𝑑𝑖𝑛𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒𝑠 𝐶𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑑’𝐼𝑛𝑐𝑢𝑏𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 nandimby ny Mpandrindra teo aloha RABENARIVO Mamy Omega𝐑𝐀𝐁𝐄𝐀𝐑𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐫𝐢𝐬𝐨𝐚 𝐕𝐨𝐥𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚, voatendry ho Mpandrindra ireo Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina-𝐶𝑜𝑜𝑟𝑑𝑜𝑛𝑛𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑒𝑙𝑙𝑢𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝐶𝑜𝑜𝑟𝑑𝑖𝑛𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒𝑠 𝑀𝑎𝑖𝑠𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑖𝑐𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒 nandimby ny Mpandrindra teo aloha MIRAIMANANA SambilahyNitarika ity lanonana ara-panjakana ity ny Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Minisitera 𝐑𝐀𝐒𝐎𝐋𝐎𝐅𝐎𝐀𝐑𝐈𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐲, notronin’ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany sy ireo mpiara-miasa.