Feno 25๐๐๐๐๐ katroka ny ๐ฅ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ข๐ฎ๐๐ถ๐ 106.4 FM, izay misandrahaka aminโny toerana miisa sivy ambiny folo, ao anatinโny Faritra efatra eto Madagasikara dia ๐ผ๐ฃ๐๐ก๐๐ข๐๐ฃ๐๐, ๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐, ๐๐ฉ๐๐จ๐ฎ, ary ๐ฝ๐ค๐ฃ๐๐ค๐ก๐๐ซ๐.Notanterahina androany ๐บ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-13 ๐ซ๐๐๐๐๐๐๐ maraina, teo aminโny ๐ ๐จ๐ข๐๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐๐ง๐ ๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ฏ๐๐ง๐ญ๐ข๐ฌ๐ญ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ฌ๐ข๐ฆ๐๐ ๐๐ง๐๐ข๐๐ง๐ข๐ง๐ ao Soamanandrariny ny fotoam-pivavahana lehibe namaranana ny fankalazร na ny faha-25 taonanโny ๐ฅ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ข๐ฎ๐๐ถ๐, izay ๐ถ๐๐๐๐-๐๐๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, narahina fitokanana ny Takela-pahatsiarovana ny faha 25 Taona, ary fanolorana Mari-pankasitrahana ho anโireo tomponโandraikitra samihafa.Ankoatra ny maha Onjam-peo mitory ny Vaovao mahafaly azy, dia mivelatra amina fandaharana maro samihafa ihany koa ny ๐ฅ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ข๐ฎ๐๐ถ๐, ka mamokatra fandaharana momba ny Fanabeazana sy ny Fampandrosoana eto anivonโ ny Firenena, ary ireo "๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐" ho anโny olom-pirenena araka ny nambaranโny Pastera ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐, ๐ญ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐ฒ๐ฑ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฑ๐๐ฎ๐ป๐๐ถ๐๐๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐-๐น๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐ ๐ธฬ๐๐๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐ฃ๐๐๐ก๐๐ ๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ถ๐๐๐ก๐๐ (FMC), nandritra ny Toriteny.Namaly ny fanasana avy aminโny ๐ฅ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ข๐ฎ๐๐ถ๐ 106.4 FM ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ sy ireo mpiara-miasa aminy, ka tonga nanotrona ny andro fankalazร na androany aminโny maha ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ก๐ฆ ๐ก๐๐๐ฆ ๐๐๐๐ฃ๐๐โ๐๐ฆ ๐ ๐๐๐๐ azy teo aloha. aminโny maha ๐๐๐๐๐ ๐พ๐๐๐ ๐ก๐๐๐๐๐๐ ny tenany ihany koa, ary aminโny maha ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐โ๐ฆ ๐๐ฆ โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐ฆ ny andraikiny ankehitriny sady koa ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ity fankalazร na ity.Taorianโny fangatahana fiaraha-miasa avy aminโny Fiangonana, taminโny alalanโny solotenany ny ๐๐๐ ๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐จ, ๐ญ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐ฒ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฒ ๐๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ, dia nambaranโny Minisitra tao anatinโny lahateniny fa manokatra varavarana aminโireo fiaraha-miasa entina hampiroboroboana ny Onjam-peo tahaka ny Radio Oasis ny Minisitera, mba hahafahanโny Onjam-peo mampitombo hatrany ny fanabeazana ho anโireo olom-pirenena, indrindra ato anatinโizao vanim-potoana ilร na fanavaozana tanteraka aminโny lafiny maro izao.Naneho ny fahavononany aminโny fiaraha-miasa aminโny Fitondram-panjakana ihany koa ny Fiangonana Advantista sy ny Onjam-peo miankina aminy, aminโny alalanโny famokarana fandaharana momba ny Fanabeazana na koa ny Fampandrosoana.Mpiasa nahavita be teo anivonโity Onjam-peo ity no notolorana ๐ด๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ nosoniavinโny Minisitra ka isanโireo nisitraka izany ny ๐๐๐ก๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฅ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ข๐ฎ๐๐ถ๐ ankehitriny ny ๐๐๐ ๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ๐ข๐ฆ๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐, ny Tale niasa teo aloha ANDRIAMIHAINGO Crispin, sy RABELAHY izay iray aminโireo namorona ny Radio Oasis tany am-piandohana, teo ihany koa ny Filohanโny Departemantanโny Fifandraisana sy ny fahafahana ara-pivavahana eto Madagasikara RASOANANDRIANINA Mirado Eli.