Actualités > FANOHANANA AVY AMIN'NY SINA HO AN'I M...

FANOHANANA AVY AMIN'NY SINA HO AN'I MADAGASIKARA MIALOHA NY FIHAONAMBE FAHA-45 AN'NY SADC


Volana iray mialoha ny Fihaonambe SADC, fiara berline 16 no natolotry ny ambasadin’i Sina ho an’i Madagasikara. Ireo fiara ireo dia efa nampiasaina nandritra ny Fihaonambe Afrika–Sina 2024 ho an’ny fitaterana ireo filoham-panjakana.Ny Filoham-pirenena #AndryRajoelina 𝐧𝐨 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 nisaotra sy nankasitraka ity fanomezana ity, izay heveriny ho mariky ny fiaraha-miasa matotra sy maharitra amin’i Sina, ary antoky ny fanatsarana ny endrik’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.Ny Ambasadaoro Ji Ping dia nanamafy indray ny fanohanan’i Sina an’i Madagasikara, indrindra eo amin’ny sehatry ny fambolena, fahasalamana ary fiarovana ny tontolo iainana. Hoy izy: “Manohana hatrany izahay amin’ny ezaka ho amin’ny fampandrosoana tena izy sy mifanaraka amin’ny zava-misy eto an-toerana.”————————————————————————À un mois du Sommet de la SADC, la Chine a remis 16 véhicules berlines à Madagascar. Ces voitures, déjà utilisées lors du Sommet Afrique–Chine 2024, serviront à accueillir les chefs d’État.Le président #AndryRajoelina 𝐪𝐮𝐢 𝐞𝐬𝐭 𝐚̀ 𝐥𝐚 𝐭𝐞̂𝐭𝐞 𝐝𝐮 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 a salué ce don comme un signe fort de l’amitié sino-malgache, soulignant l’opportunité de renforcer l’image du pays, sa diplomatie et son intégration régionale.L’ambassadeur Ji Ping a réaffirmé le soutien durable de la Chine, notamment dans les domaines de l’agriculture, la santé et l’environnement, et son appui à une modernisation adaptée aux besoins de Madagascar.présidence de la République de Madagascar#SADC2025#SADCMadagascar#AntananarivoSADC

FANOHANANA AVY AMIN'NY SINA HO AN'I MADAGASIKARA MIALOHA NY FIHAONAMBE FAHA-45 AN'NY SADC
FANOHANANA AVY AMIN'NY SINA HO AN'I MADAGASIKARA MIALOHA NY FIHAONAMBE FAHA-45 AN'NY SADC
Publie le 16/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités