Actualitรฉs > HAVERINA NY " PRESCRIPTION ACQUISITIVE "

HAVERINA NY " PRESCRIPTION ACQUISITIVE "

Nahahazo efitrano fiasana vaovao ny ๐’๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ฒ eo anivonโ€™ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, ka notanterahina androany ny lanonana fitokanana azy.Nanatrika ity fotoana ity ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa,  sy ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, ary ny ny Minisitry ny Fitsarana  izay nitarika ny lanonana rahateo.Hitondra ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ momba ireo ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† mahabe fitarainana ny vahoaka malagasy ny fahazoana fotodrafitrasa tahaka ity ๐„๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ” ity izao, ary hanafainganana ny fikirakirana ireo antontan-taratasy, indrindra hampihenana ny fivezivezenโ€™ireo manan-draharaha eny anivonโ€™ny ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š.Hapetraka tsy ho ela ny fiaraha-miasa ara-panjakร na eo aminโ€™ny ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’'๐’๐’š ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚sy ny ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’'๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‹๐’‚๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ป๐’‚๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘น๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’š mba hamerenana indray ny ''prescription acquisitive'' na ny ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘–๐‘ก๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘š๐‘œ๐‘™๐‘Ž๐‘™๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ hahafahanโ€™ny malagasy hanana zo hisitraka ny tany, ka ho tanterahina ao anatinโ€™ny fanajร na lalร na tanteraka ny hanaovana izany.Vaindohan-draharahanโ€™ny fitondram-panjakana ankehitriny ny ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’†๐’“๐’†๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’๐’Œ๐’Š๐’”๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐’—๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ny ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š sy ny rafitra ao aminy, eo ihany koa ny ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’†๐’•๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚ ka hanome tantsoroka aminโ€™ny fampahafantarana ny vahoaka, ny fanomezam-baovao marina momba izany rehetra izany ny ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐‘บ๐’†๐’“๐’‚๐’”๐’†๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ aminโ€™ny alalanโ€™ireo haino aman-jery nasionaly.

Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs